Teny iditra | 1 mifofoka |
Fototeny | 2 fofoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mianjera, mivarina, miantonta: Nifofoka tao anaty rano ilay zazalahy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to tumble down, to fall down. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#178] se jeter, se précipiter, tomber, être grippé: Nifofoka tao anaty rano ity adala ity (Cet imbécile est tombé dans l'eau) |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |