|
|
|
|

Teny iditra1  mifoka
Fototeny  2  foka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mitroka na misintona dia mamoaka: Mifoka sigara
5  Mitroka ary mitelina: Mifoka rivotra madio
6  Mandritra, misintona: Mifoka ny ranonando ny masoandro vaomaraina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  to breathe in, to absorb; to smoke tobbacco [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  aspirer; absorber; fumer [1.8]
Ohatra  9  Tadidiko teo koa ilay teniny hoe : "misotro toaka, mifoka rongony, manao fiainam-bandro. [2.4#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  15  mifako, mifoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20