|
|
|
|

Teny iditra1  mifokatra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Miseho, miseho andro: Nifokatratampoka ny fahavalo ~ Lasa izy vao nifokatra daholo ny ratsy rehetra vitany tao an-tanàna
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] same as mifohatra
Fototeny  5  fokatra
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  akotrifam, mifokatra, mifotraka, mifotràka

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/30