Teny iditra mifonitra (fonitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mivonona tsara hanao zavatra ilana fanenjanan-tsaina (jereo misikim-ponitra) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifonitra
Ny lasa : nifonitra
Ny hoavy : hifonitra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31