Teny iditra | 1 mifonoka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Misarona lamba ao am-pandriana hatrany an-tampon-doha ka hatrany am-paladia; mibonoka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be wrapped up completely in anything, to nestle, to be snug. |
Ohatra |
5 [2.470] Na dia mifonoka sy mijaly amin' ny aretina ao anaty lamba aza Rasoa, dia reny tsara ny tenin-janany. |
Fototeny | 6 fonoka |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mifonoka io |
Fivaditsoratra | 12 mifonoka, mikofona, nifokoam, nikofoam, nofakoim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |