Teny iditra | 1 mifonoka |
Fototeny | 2 fonoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Misarona lamba ao am-pandriana hatrany an-tampon-doha ka hatrany am-paladia; mibonoka |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be wrapped up completely in anything, to nestle, to be snug. |
Ohatra |
6 Na dia mifonoka sy mijaly amin' ny aretina ao anaty lamba aza Rasoa, dia reny tsara ny tenin-janany. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mifonoka io |
Fivaditsoratra | 12 mifonoka, mikofona, nifokoam, nikofoam, nofakoim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |