Teny iditra miforara (forara)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitsingidina, mitsirara
Idiran-doza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To fall down at full length; to lose, not to win. See tsirara [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miforara
Ny lasa : niforara
Ny hoavy : hiforara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20