Teny iditra (1/2) | 1 mifotafota |
Fototeny | 2 fotafota |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza olona manao fihinan' ankizy ka mihosina sy mitavana menaka ny tanana sy ny vava [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to slaver, to foam, to rave. [1.2] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 mifotafotà |
Fototeny | 11 fotafota |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifotafota [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
13 [1.2] |
Fivaditsoratra | 14 mifotafotà, mifotafota, 15 mitafotafo, 16 mitofatofa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/20 |
![]() |