Teny iditra mifotetaka (fotetaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mitakovana, misolitika: Mifotetaka ny lokomenanao
Potraka ka tsy tafarina teo amin' izay nahalavoana intsony: Nalama tao avara-trano, ka nifotetaka tao i Dadatoanao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Stained, tarnished. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifotetaka
Ny lasa : nifotetaka
Ny hoavy : hifotetaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20