Teny iditra | mifotofoto (fotofoto) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mitovy amin' ny misafotofoto [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | entangled, irregular, disarranged, confused, angry, excited; used also of a strong wind. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |