Teny iditra | mifototra (fototra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miraikitra, mifantsika eo amin' ny toerana misy ny tena: Telo taona izao izahay no nifototra teto Toamasina Milozoka, mikely aina, milofo, mikezaka, mifantsika, mimaso: Tsy mety mifototra amin' ny fianarana ny zanakao ka tsy hahay [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be rooted; to be based on [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | être enraciné; être basé sur [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mifototra io | ||||||||
Fivaditsoratra | mifototra, mitofotra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |