|
|
|
|

Teny iditra1  migadra
Fototeny  2  gadra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be in irons, fettered, bound by fetters.
5  [1.7] to be in chains, to be in prison
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] Etre aux fers ou être attaché
7  [1.8] être aux fers, être attaché; être en prison
Ohatra  8  Nandritra ny naha-tao azy notifirina ny mpiara-migadra aminy anankiray. [2.472]
9  ary ny varin' olona dia averina, ka raha tsy mahaverina dia migadra 2 taona. [1.123#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny migadra io

Fivaditsoratra  14  gadraim, igadram, migadra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21