Teny iditra | migadragadra (gadragadra) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Toa farimparina na vaky (feo): Migadragadra ny feon' ity sakan-jazalahy ity [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Having a rough voice, having a flaw in the sound. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Avoir la voix, le son rauque, cassé [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |