Teny iditra migaina (gaina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Sady mafana no manevoka: Migaina izany andro izany
Marary, mavesabesatra: Migaina hono ny andohany ka nomeko fanafody izy
Maina dia maina, karakaina: Kitay hazo migaina ireo ka mirehitra tsara [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : migaina
Ny lasa : nigaina
Ny hoavy : higaina
Tovy hevitra migaingaina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20