Teny iditra |
migaka
(gaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny anglisy | To quack. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se dit du cri des canards, des corbeaux [1.3]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
migaka |
Ny lasa : |
nigaka |
Ny hoavy : |
higaka |
|
|
Teny iditra |
migaka
(gaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandray gaka na tsolotra [1.1]
|
|
Teny iditra |
migaka
(gaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Maneno Mitaraina [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Avouer qu'on a tort [1.3]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
migaka
(gaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Misotro izaitsizy [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Boire trop [1.3]
|
|