Teny iditra (1/2) | 1 migalabina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 galabina |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Tsy misy mpanelingelina, miadana tsara, milamina tanteraka: Migalabina ery aho eto ambony sezalava mamaky tantara-na mpitsongo dia |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] to act according to one's own sweet will; to take one's ease and enjoy the good things of this life. |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3] Etre libre, sans frein, suivre ses caprices, être libertin, dissolu |
Teny iditra (2/2) | 11 migalabìna |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao migalabina [Fitanisana] |
Fototeny | 13 galabina |
Fanazavàna teny anglisy |
14 [1.2] |
Fivaditsoratra | 15 igalabinam, migalabìna, migalabina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |