|
|
|
|

Teny iditra1  migedragedra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy voafehy mafy fa malaladalaka, migoragora
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be loosely tied.
Fototeny  5  gedragedra
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9  gedragedraim, igedragedram, migedragedra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21