|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  migeja
Fototeny  2  geja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mifehy mafy amin' ny tady toy ny migehy fa mafimafy kokoa indray: Ketraho kely ny fehikibon' io zaza io fa toa migeja loatra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] same as migehy
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  migejà
Fototeny  11  geja
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao migeja [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3]

Fivaditsoratra  14  gejaim, igejam, migeja, migejà

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08