|
|
|
|

Teny iditra1  migigigigy
Sokajin-teny  2  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mifatotra mafy dia mafy tsy ahafaha-mikopoka: Nataonao migigigigy koa ny fatoran' ilay akohoka aiza no tsy hofaty izy
Fototeny  4  gigigigy
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny migigigigy io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11