Teny iditra | 1 migoboka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mirohondrohona sy midoboka tsy mba mikarantsana fa ambany: Migoboka kokoa ny feon' ity radio ity noho itsy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] hollow, as the sound of a drum |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#198] sonner creux, comme un coffre vide 6 [1.5] sonner creux, produire un son sourd |
Ohatra |
7 [2.470] Arahin-kofonkofona ny teniny, migoboka sy matotra nefa mahay manambitamby fatratra. 8 [2.472] angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina. |
Voambolana |
9 Feo |
Fototeny | 10 goboka |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 14 migobona |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |