|
|
|
|

Teny iditra1  migobona
Fototeny  2  gobona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mirohondrohona sy midoboka tsy mba mikarantsana fa ambany: Migobona kokoa ny feon' ity radio ity noho itsy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#198] sonner creux, comme un coffre vide
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9  migoboka

Fivaditsoratra  10  ibongoam, mibongoa, migobona, nobagoim

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21