|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  migodana
Fototeny  2  godana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Malalaka: Migodàna ny arabe aty an-drenivohitra
Manaram-po: Migodàna itony zatovolahy sy vavy aty aminareo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] wide, as a road or the floor of a room.
Ohatra  6  Voalazany tamn' izany ny firentirentin' ny jirony amin' ny alina, ny fahabetsahan' ny fiara misosa amin' ny arabe migodana, ny fifanosehan' ny olona miantsena, ny mpivarotra hani-masaka sy ny magazay lehibe mahafinaritra misy fitaratra. [2.470]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)8  migodaña
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.78] [Sihanaka] manome tsiny, mankarary

Fivaditsoratra  11  igodanam, migodana, migodaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07