Teny iditra | 1 migogogogo |
Fototeny | 2 gogogogo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitomany arahina toloko na feo mafy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] to lament 6 [1.2] to cry, to weep aloud, to howl to roll and dash along impetuously, as a torrent. 7 [1.7] to wail |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3#199, 1.8] se lamenter 9 [1.8] pleurer à chaudes larmes 10 [1.3#199] couler avec bruit |
Ohatra |
11 Babo ve hiadana, tompoko, hoy Razaimalala, sady nigogogogo nitomany izy. [2.324] 12 Latsa-dranomaso izy azy niara-nigogogogo tamin-dreniny tsy laitra nampanginina. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny migogogogo io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |