Teny iditra migolobana (golobana)
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra Ny mba hitako momba an' Antananarivo angaha, dia ny volo lavan' ny tovolahy, ny pataloha migolobana, ny lobaka sy palitao mifinjifinjy [2.4]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05