Teny iditra | 1 migorabaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Loaka makadiry: Nigorabaka ny fefiloha ka vorio ny fokonolona Milentika, mitsoropaka: Nigorabakatao anaty fotaka mandrevo ny tongotro |
Fototeny | 4 gorabaka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |