Teny iditra mihabetsaka (betsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tonga betsaka miandalana hatrany, mitombo isa hatrany: Efa mihabetsaka izany mpangalatra izany ankehitriny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Devenir nombreux [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihabetsaka
Ny lasa : nihabetsaka
Ny hoavy : hihabetsaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20