Teny iditra mihabetsaka (betsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tonga betsaka miandalana hatrany, mitombo isa hatrany: Efa mihabetsaka izany mpangalatra izany ankehitriny [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay devenir nombreux [Abinal 1888]
Haiendriteny 
mihabetsaka
nihabetsaka
hihabetsaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31