|
|
|
|

Teny iditra1  mihaboboka
Fototeny  2  boboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2][miaboboka] to bloat, to swell out as a corpse.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] se gonfler, être gonflé, en tas
Ohatra  6  Tsy midika akory izany fa tsy mihetsika izy na lany andro na mihaboboka, saingy ho sandan' ny faharetany sy ny fiantohana azy dia somary sahirana izy hifanaraka amin' ny toetr' andro. [1.369#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10  hokobabaim, mihaboboka

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09