Teny iditra mihadala (adala)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy vao mainka tonga adaladala kokoa [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Devenir fou, imbécile: Mihadala isan'andro izy (Sa folie augmente tous les jours) [Abinal 1888]
Endriteny 
mihadala
nihadala
hihadala

2015/08/16