Teny iditra (1/2) | 1 mihafahafa |
Fototeny | 2 hafahafa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Miseho tsy ho namana, miseho ho hafa, miolonolona: Hano re, tompoko ô, aza mihafahafa [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to alter one's behaviour, to be different, to appear reserved, to be less sociable, to act the stranger. [1.2] 6 to act standoffish [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 Changer, ne pas faire comme les autres, devenir différent [1.3#203] 8 se tenir à part [1.8] |
Ohatra |
9 Tsy nihafahafa izy fa avy hatrany dia nandray ary nandrapaka.
[2.470]
10 Aza mihafahafa, fa ataovy toy ny tranonao ato, ary eto izahay hitsabo anao! [2.499#] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 15 miolonolona, misorona, tsy mba tsotra, be anganongano, be angesongeso, be pitsiny, mijery arina antava, misorom-bady an-trano, manao soa am-po, tsy mihafahafa, tsy miolonolona, tsy misorona, mitsotra, miteny imaso, miteny amim-pahatsorana, tsy manafina |
Teny iditra (2/2) | 16 mihafahafà |
Fototeny | 17 hafahafa |
Sokajin-teny | 18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihafahafa [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.3] |
Fivaditsoratra | 21 mifahafaha, 22 mihafahafa, mihafahafà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/20 |
![]() |