|
|
|
|

Teny iditra1  mihaingihaingy
Fototeny  2  haingihaingy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Menatra noho ny fahatsirarovana ny tena ho tsy antonona ny toerana misy ny tena, na ny olona iaraha-mitoetra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] être confus, timide
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tsipelina hafa  9  miaingiaingy
Mpanahaka  10  misaingisaingy, misomaingisaingy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12