Teny iditra mihaitraitra (haitraitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miangolangola, be sitra-po, be ditra, sarotiny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be whimsical, to be fanciful. [Richardson 1885]
Endriteny 
mihaitraitra
nihaitraitra
hihaitraitra
mihaitraira
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/06