Teny iditra | 1 mihalakalaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Misy elanelana, mifampihataka: Mihalakalaka loatra ireto zana-kazo ireto Mihataka: Misy biriky mihalakalaka amin' ity tamboho ity Mihataka, misintona, miala: Nifanditra ny mpianatra ka nihalakalaka Ramose |
Fototeny | 4 halakalaka |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 mihalaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |