Teny iditra |
mihalangalana
(halangalana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mihatakataka, tsy miaraka amin' ny maro, mianona ho azy erý: Tsy mety ny mihalangalana raha misy voina mahazo ny sasany. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To separate one's self, to sever. [1.2]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mihalangalana |
Ny lasa : |
nihalangalana |
Ny hoavy : |
hihalangalana |
Filaza mandidy : |
mihalangalàna |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
mihalangalàna
(halangalana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihalangalana
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|