Teny iditra mihamaizina (maizina (aizina (izina)))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Efa nihamaizina ny andro, ary ny kintana niseho tsirairay teny amin'ny lanitra [2.324]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihamaizina
Ny lasa : nihamaizina
Ny hoavy : hihamaizina
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20