|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihantona
Fototeny  2  hantona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mikiraviravy, mikirazorazo: Mihantona ao an-dalantsara ny tehiko fa alaovy
Mijanona tsy misy, mitsahatra: Efa hateloana izay no nihantona ny orana
Miato, mianina: Mihantona ny raharaha
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be hung up, to hang up.
6  [1.7] to hang
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] être suspendu
Ohatra  8  Nony inona, mody namaky gazety sy nizaha sary vitsivitsy nihantona tsy lavitra eo izy. [2.470]
9  Noraisiko ny basy nihantona teny amin' ny rindrina, dia nivoaka ny trano aho, fa tsy namaly. [2.471]
10  Teo an-kavian' ny varavarambeny raha hiditra, sahala amin' ny nihantona ny tanany. [2.472]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny mihantona io

Teny iditra (2/2)22  mihantòna
Fototeny  23  hantona
Sokajin-teny  24  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihantona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  25  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  26  [1.3]

Fivaditsoratra  27  hanotinam, hantoanim, hiontanam, hotamanin, hotaninam, ihantonam, mahontany, mihantòna, mihantona, niantoham, nitohanam, nohantaim, notanahim, notinaham

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08