Teny iditra | 1 mihaodihaody |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mivezivezy manodidina amin' ny endrika mahimahina toa mitilitily hamely: Hatry ny omaly hariva Rangahy iny no mihaodihaody eo antokotany eo |
Fototeny | 4 haodihaody |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |