Teny iditra mihaokaoka (haokaoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maimay, dodona sy maimaika fa tsy mahatombina hatrany [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to feel an earnest desire, to long, to crave after [Richardson 1885]
Voambolana 
Endriteny 
mihaokaoka
nihaokaoka
hihaokaoka
Teny mitovy hevitra mihaoka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31