Teny iditra | 1 mihararetra |
Fototeny | 2 hararetra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mangovitra fatratra toa rano an-dravina 5 [1.13] mihovitrovitra |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] vibrer |
Ohatra |
7 Sady taitra Ingahibe no nanala ny sarom-bavany, ka namaly azy tamim-peo mihararetra hoe: [2.470] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mihararetra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |