Teny iditra miharatra (haratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikiky ny volombava amin' ny hareza: Vao hefarana aho no tsy niharatra dia lava sahady ny volombavako [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy shaven. [Richardson 1885]
 to shave oneself; to be clean-shaven [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se raser; être rasé [Hallanger 1974]
Endriteny 
miharatra
niharatra
hiharatra
miharata
Ohatra Mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 38]

2012/08/06