|
|
|
|

Teny iditra1  miharatra
Fototeny  2  haratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mikiky ny volombava amin' ny hareza: Vao hefarana aho no tsy niharatra dia lava sahady ny volombavako
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] shaven.
6  [1.7] to shave oneself; to be clean-shaven
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] se raser; être rasé
Ohatra  8  Mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana. [2.470]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  14  hamaritra, hamiratra, hiramatra, hiraratam, maharitra, mahiratra, miharatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21