Teny iditra mihasinkasina (hasinkasina (hasina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misaratsaraka, mizarazara ho efitrefitra kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Very round. See boribory. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihasinkasina
Ny lasa : nihasinkasina
Ny hoavy : hihasinkasina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20