Teny iditra mihatanora (tanora)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Mihatanora volo amin' ny taho ny ravinkazo, tsy mena mitaha amin' ny lanitra manga. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihatanora, mihatanoran', mihatanoran-, mihatanoram-
Ny lasa : nihatanora, nihatanoran', nihatanoran-, nihatanoram-
Ny hoavy : hihatanora, hihatanoran', hihatanoran-, hihatanoram-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31