Teny iditra mihatevina (tevina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihalehibe ny indrakeliny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Devenir plus serré, plus épais ; augmenter [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihatevina
Ny lasa : nihatevina
Ny hoavy : hihatevina
Tovy hevitra mihamatevina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20