Teny iditra mihatsaka (hatsaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Afaka ny ambinambiny miromborombo: Mbola vao teny an-tsena, dia nanaovan' i Bozy sahady ny satrony tsy mbola nihatsaka akory [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05