Teny iditra mihavingavina (havingavina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy miraharaha firy eo am-panaovan-javatra; manao kitoatoa, mosalahy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihavingavina
Ny lasa : nihavingavina
Ny hoavy : hihavingavina
Filaza mandidy : mihavingavìna

Teny iditra mihavingavìna (havingavina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihavingavina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20