Teny iditra mihavitravitra (havitravitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao zavatra tsy amim-piheverana na noho ny tsy fitandremana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihavitravitra
Ny lasa : nihavitravitra
Ny hoavy : hihavitravitra
Filaza mandidy : mihavitravira

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20