|
|
|
|

Teny iditra1  mihazingazina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mivohitra mitrakitraky, mitringitringy, toy ny taolan' ny olona mahia; kaozatra, mirikarika
Fototeny  4  hazingazina
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11