Teny iditra | 1 mihazo |
Fototeny | 2 hazo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandalo toerana iray: Nihazo taty izy omaly Manohy ny dia amin' ny lalana hafa: Nihazo tamin' irý lala-mihoatra irý izy fa tsy nanaraka ny arabe akory |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to pass by way of |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] passer par |
Ohatra |
7 Rasoa moa nihazo ny magazay ambadiky ny tsena, Ravokatra kosa, namakivaky ny fihaohaon' ny vahoaka. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mihazo io |
Fivaditsoratra | 12 hiozam, mihazo, mizaho |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |