|
|
|
|

Teny iditra1  mihazohazo
Fototeny  2  hazohazo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mijajirika misalasala tsy mahita izay hatao, na handroso na hihemotra: Nihazohazo ela teo an-tokotany io tovolahy io oao niditra
Tsy tapa-kevitra, misalasala, mihambahamba: Mihazohazo mandrakariva io tovolahy io [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny mihazohazo io

Fivaditsoratra  10 mihazohazo, 11 mizahozaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12